FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 3:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Amin’izany andro izany dia hesorin’i Jehovah ny haingon’izy ireo: Ny rojokely haingon-tongotra, ny fehiloha, ny ravaka miendrika volana,+

  • Jeremia 4:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Voaroba ianao izao ka inona no hataonao? Efa zatra nitafy ravin-damba mena midorehitra mantsy ianao, ary efa zatra niravaka volamena sy nanao manjamaso mainty+ mba ho lehibe kokoa no fahitana ny masonao. Very maina fotsiny ny nanaovana izay hahatsara tarehy anao.+ Efa narian’ireo lehilahy te hanao firaisana aminao ianao. Mifofo ny ainao izy ireo.+

  • Ezekiela 16:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia noravahako firavaka ianao, ary nasiako brasele+ ny tananao, ary rojo+ ny vozonao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara