FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 32:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Nataony tao amin’ilay trano niantsoana ny anarako ireo zava-maharikoriko notompoiny, mba handotoana ny tranoko.+

  • Ezekiela 5:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “‘Raha mbola velona koa aho’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘dia izaho mihitsy no hanao izay hahavitsy anareo,+ ka tsy hiantra anareo ny masoko+ ary tsy hangoraka anareo aho,+ satria ny toerako masina no nolotoinareo tamin’ireo zava-maharikoriko+ sy zava-mahatsiravina+ rehetra nataonareo.

  • Ezekiela 8:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia hoy izy tamiko: “Ry zanak’olona, atopazo mianavaratra ny masonao, azafady!” Dia natopiko nianavaratra ny masoko, ka hitako teo avaratr’ilay vavahady mankeo amin’ny alitara, teo amin’ny fidirana, ilay sampy izay mahatonga an’Andriamanitra ho saro-piaro.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara