Ezekiela 10:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary mbola nijery aho ka hitako fa nisy kodiarana efatra teo anilan’ireo kerobima. Samy nisy kodiarana iray teo anilan’ny kerobima tsirairay.+ Namirapiratra tahaka ny vato krizolita ny fahitako an’ireo kodiarana. Apokalypsy 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary nisy toa ranomasina+ tahaka ny fitaratra sady tahaka ny kristaly, teo anoloan’ilay seza fiandrianana. Teo afovoan’ilay seza fiandrianana sy nanodidina azy dia nisy zavamananaina+ efatra izay feno maso ny aloha sy aoriana.
9 Ary mbola nijery aho ka hitako fa nisy kodiarana efatra teo anilan’ireo kerobima. Samy nisy kodiarana iray teo anilan’ny kerobima tsirairay.+ Namirapiratra tahaka ny vato krizolita ny fahitako an’ireo kodiarana.
6 Ary nisy toa ranomasina+ tahaka ny fitaratra sady tahaka ny kristaly, teo anoloan’ilay seza fiandrianana. Teo afovoan’ilay seza fiandrianana sy nanodidina azy dia nisy zavamananaina+ efatra izay feno maso ny aloha sy aoriana.