Isaia 28:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Hahita loza ilay satroboninahitra miavaka anaovan’ny mpimamon’i Efraima!+ Ary ilay fehiloha tsara tarehy dia tsy inona fa voninkazo mihamalazo anaovan’ilay lohasaha lonaka, izay onenan’ireo mamon-divay ireo!
28 Hahita loza ilay satroboninahitra miavaka anaovan’ny mpimamon’i Efraima!+ Ary ilay fehiloha tsara tarehy dia tsy inona fa voninkazo mihamalazo anaovan’ilay lohasaha lonaka, izay onenan’ireo mamon-divay ireo!