FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 59:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Araka izay ataon’ny olona ihany no hamaliany azy,+ ka hampiharany fahatezerana ny mpandrafy azy, ary homeny ny sahaza azy ny fahavalony.+ Hovaliany araka izay sahaza azy koa ireo nosy.+

  • Ezekiela 16:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 “‘Tsy mba nahatsiaro ny andron’ny fahazazanao ianao,+ fa nampiady saina ahy noho ireny zava-drehetra ireny,+ ka hatsingeriko eo an-dohanao koa ny nataonao’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony. ‘Tsy hanaraka fitondran-tena baranahiny intsony ianao ho fanampin’ny zava-maharikoriko rehetra nataonao.

  • Romanina 2:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary hamaly ny tsirairay araka izay nataony avy izy:+

  • Galatianina 6:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Aza manaiky ho voafitaka ianareo:+ Andriamanitra tsy azo vazivazina,+ fa izay afafin’ny olona ihany no hojinjainy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara