Ezekiela 11:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Koa izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Ireo olona novonoinareo tao no hena,+ ary ilay tanàna no vilanibe.+ Fa ianareo kosa havoaka avy ao.’”+
7 “Koa izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Ireo olona novonoinareo tao no hena,+ ary ilay tanàna no vilanibe.+ Fa ianareo kosa havoaka avy ao.’”+