Nahoma 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Lozan’ilay tanàna mpandatsa-dra!+ Feno fitaka sy fandrobana izy, ary tsy mitsahatra miremby. Habakoka 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “‘Lozan’ilay manorina tanàna amin’ny fandatsahan-dra sy manangana vohitra amin’ny tsy fahamarinana!+ Matio 23:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 “Ry Jerosalema, ry Jerosalema, izay mpamono ny mpaminany+ sy mpitora-bato+ an’izay irahina ho any aminy!+ Impiry aho no te hanangona ny zanakao, tahaka ny fanangon’ny reniakoho ny zanany ao ambany elany!+ Tsy nety anefa ianareo.+
12 “‘Lozan’ilay manorina tanàna amin’ny fandatsahan-dra sy manangana vohitra amin’ny tsy fahamarinana!+
37 “Ry Jerosalema, ry Jerosalema, izay mpamono ny mpaminany+ sy mpitora-bato+ an’izay irahina ho any aminy!+ Impiry aho no te hanangona ny zanakao, tahaka ny fanangon’ny reniakoho ny zanany ao ambany elany!+ Tsy nety anefa ianareo.+