11 “‘Raha mbola velona koa aho’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘dia izaho mihitsy no hanao izay hahavitsy anareo,+ ka tsy hiantra anareo ny masoko+ ary tsy hangoraka anareo aho,+ satria ny toerako masina no nolotoinareo tamin’ireo zava-maharikoriko+ sy zava-mahatsiravina+ rehetra nataonareo.