5 “Fa izao no nolazain’i Jehovah: ‘Aza miditra ao amin’ny trano misy sakafo be natao ho an’ny mana-manjo, ary aza mitomany na miara-miory aminy.’+
“‘Efa nesoriko tsy ho amin’ity vahoaka ity mantsy ny fiadanako sy ny hatsaram-panahiko feno fitiavana ary ny famindram-poko’, hoy i Jehovah.+