Isaia 59:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Mierona toy ny orsa izahay rehetra, ary mitoreo amin’alahelo toy ny voromailala.+ Manantena rariny+ izahay nefa tsy misy izany, ary manantena famonjena nefa lavitra anay izany.+
11 Mierona toy ny orsa izahay rehetra, ary mitoreo amin’alahelo toy ny voromailala.+ Manantena rariny+ izahay nefa tsy misy izany, ary manantena famonjena nefa lavitra anay izany.+