32 Homena ho an’ny firenen-kafa ny zanakao lahy sy ny zanakao vavy,+ ka hipitrapitra ny masonao sady te hahita azy ireo foana, nefa tsy hahefa na inona na inona ny tananao.+
22 eny, izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Hitodika manokana amin’izy ireo aho, ka ho fatin-tsabatra ny tovolahy,+ ary ho faty mosary ny zanany lahy sy ny zanany vavy.+