Joela 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 ary ny taranak’i Joda sy Jerosalema dia namidinareo+ tamin’ny zanaky ny Grika,+ mba handefasana azy lavitra ny faritaniny.+ Amosa 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Noho ny nikomian’i Tyro+ intelo, eny, inefatra aza, dia tsy hotsoahako ny didim-pitsarako, satria izy nanolotra ny babo rehetra teo an-tanan’i Edoma, sady tsy nahatsiaro ny fifaneken’ny mpirahalahy.+
6 ary ny taranak’i Joda sy Jerosalema dia namidinareo+ tamin’ny zanaky ny Grika,+ mba handefasana azy lavitra ny faritaniny.+
9 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Noho ny nikomian’i Tyro+ intelo, eny, inefatra aza, dia tsy hotsoahako ny didim-pitsarako, satria izy nanolotra ny babo rehetra teo an-tanan’i Edoma, sady tsy nahatsiaro ny fifaneken’ny mpirahalahy.+