3 Ho ren’ny raim-pianakaviana ny fikatrokatroky ny kitron-tsoavaly,+ sy ny firodorodon’ny kalesin’ady,+ ary ny fikotrokotroky ny kodiarany,+ ka tsy hitodika hamonjy an’ireo zanany akory izy ireo satria hiraviravy tanana.
4 Dia horavan’ireny ny mandan’i Tyro,+ ary harodany ny tilikambony.+ Hokaofiko ny vovoka ao Tyro, ary hataoko lasa harambato mamiratra sy mangadihady izy.