FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 23:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Makà harpa, mandehana manodidina ny tanàna, ry mpivaro-tena+ efa hadino. Tendreo araka izay fara fahaizanao ny zavamaneno. Manaova hira be dia be, mba hahatsiarovana anao indray.”

  • Isaia 24:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nitsahatra ny feo falifalin’ny ampongatapaka, nifarana ny horakoraky ny olona ravoravo fatratra, ary nitsahatra koa ny feo falifalin’ny harpa.+

  • Apokalypsy 18:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary tsy ho re ao aminao intsony, ry Babylona, ny feon’ny mpihira izay mampiaraka ny hirany amin’ny harpa sy ny mpitendry zavamaneno sy ny mpitsoka sodina ary ny mpitsoka trompetra.+ Ary tsy ho hita ao aminao intsony rehefa mety ho mpanao asa tanana, sady tsy ho re ao aminao intsony ny feon’ny vato fikosoham-bary,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara