Isaia 14:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Fa i Jehovah Tompon’ny tafika no nanapa-kevitra,+ ka iza no mahafoana izany?+ Ary maninjitra ny tanany izy, ka iza no afaka mampihemotra izany?+
27 Fa i Jehovah Tompon’ny tafika no nanapa-kevitra,+ ka iza no mahafoana izany?+ Ary maninjitra ny tanany izy, ka iza no afaka mampihemotra izany?+