1 Samoela 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 I Jehovah no mampahantra+ sy mampanan-karena,+Izy no mampietry sy manandratra.+ Jona 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nony tonga tany amin’ny mpanjakan’i Ninive ilay teny,+ dia nitsangana niala teo amin’ny seza fiandrianany izy ka nanaisotra ny akanjom-boninahiny ary nitafy lamba gony, sady nipetraka tamin’ny lavenona.+
6 Nony tonga tany amin’ny mpanjakan’i Ninive ilay teny,+ dia nitsangana niala teo amin’ny seza fiandrianany izy ka nanaisotra ny akanjom-boninahiny ary nitafy lamba gony, sady nipetraka tamin’ny lavenona.+