FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 15:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Amin’izay fotoana izay, dia tena hivarahontsana ny lehibem-pokon’i Edoma.

      Ary ho tora-kovitra ny mpitondra jadon’i Moaba.+

      Ho kivy tokoa ny mponina rehetra any Kanana.+

  • Ezekiela 27:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Hidanàka hijery anao ny mponina rehetra ao amin’ireo nosy,+ ary hangovitra sy hihorohoro ny mpanjakan’ireny.+ Hivaloarika ny tarehiny.+

  • Ezekiela 32:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hataoko raiki-tahotra noho ny aminao ny firenena maro,+ ary hipararetra sy hihorohoro ny mpanjakany rehefa harangarangako eo anoloany ny sabatro.+ Hangovitra foana izy ireo, satria samy hatahotra noho ny amin’ny ainy, amin’ny andro hianjeranao.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara