FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 8:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 dia hampiakarin’i Jehovah hamely azy+ ny rano be mahery fiavy avy any amin’ny Renirano,+ dia ny mpanjakan’i Asyria+ sy ny voninahiny rehetra.+ Ho tondraka hihoatra ny morony rehetra izy.

  • Ezekiela 27:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Vaky ianao ankehitriny noho ny herin’ny ranomasina, ka lasa any amin’ny rano lalina.+ Koa rendrika niaraka taminao ny entana atakalonao sy ny olona rehetra tafavory tao aminao.+

  • Daniela 9:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 “Aorian’ireo roa amby enimpolo herinandro, dia hovonoina ny Mesia,+ ka tsy hanana na inona na inona intsony.+

      “Ary ny tanàna sy ny toerana masina+ dia horavan’ny tafiky ny mpitarika iray ho avy.+ Ary horavan’ny tondra-drano manafotra ilay toerana masina. Ary hisy ady mandra-pahatongan’ny farany. Araka ny didy navoaka, dia hisy faharavana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara