FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 143:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Valio haingana aho, Jehovah ô!+

      Efa ho tapitra ny aiko.+

      Aza manafina ny tavanao amiko,+

      Sao ho toy ireo midina any an-davaka aho.+

  • Ezekiela 28:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hampidininy any an-davaka ianao,+ ka ho faty toy ny olona novonoina teny afovoan-dranomasina.+

  • Lioka 10:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary ianao, ry Kapernaomy, hasandratra ho any an-danitra ve ianao?+ Any amin’ny Fasana*+ kosa no hidinanao!

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara