Deoteronomia 32:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nanomboka nirehitra ny afom-pahatezerako,+Ka hirehitra hatrany amin’ny Fasana,* izay toerana ambany indrindra,+Ary handevona ny tany sy ny vokatra eo aminy,+Sady hampirehitra ny fototry ny tendrombohitra.+ Salamo 88:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nataonao tao amin’ny lavaka faran’izay lalina aho,Tao amin’ny haizina, tao amin’ny lavaka be mangitsokitsoka.+ Ezekiela 32:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Ry zanak’olona, mitomania an’ireo mponin’i Ejipta, ary ampidino+ any ambanin’ny tany+ miaraka amin’ireo midina any an-davaka,+ izy sy ny zanakavavin’ireo firenena matanjaka.
22 Nanomboka nirehitra ny afom-pahatezerako,+Ka hirehitra hatrany amin’ny Fasana,* izay toerana ambany indrindra,+Ary handevona ny tany sy ny vokatra eo aminy,+Sady hampirehitra ny fototry ny tendrombohitra.+
6 Nataonao tao amin’ny lavaka faran’izay lalina aho,Tao amin’ny haizina, tao amin’ny lavaka be mangitsokitsoka.+
18 “Ry zanak’olona, mitomania an’ireo mponin’i Ejipta, ary ampidino+ any ambanin’ny tany+ miaraka amin’ireo midina any an-davaka,+ izy sy ny zanakavavin’ireo firenena matanjaka.