Josoa 13:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 ny tanin’ny Gebalita+ sy i Libanona manontolo manandrify ny fiposahan’ny masoandro, hatrany Bala-gada+ eo am-pototry ny Tendrombohitra Hermona ka hatrany amin’ny sisin’ny faritr’i Hamata;+ Salamo 83:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Sy Gebala sy Amona+ sy Amaleka,Ary Filistia+ mbamin’ny mponin’i Tyro.+
5 ny tanin’ny Gebalita+ sy i Libanona manontolo manandrify ny fiposahan’ny masoandro, hatrany Bala-gada+ eo am-pototry ny Tendrombohitra Hermona ka hatrany amin’ny sisin’ny faritr’i Hamata;+