FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 5:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Koa nipai-bato ny mpanao tranon’i Solomona sy ny mpanao tranon’i Hirama ary ny Gebalita,+ sady nanomana ny hazo sy ny vato hanaovana ilay trano.

  • Ezekiela 27:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Koa amin’ny andro hianjeranao,+ dia ho latsaka any afovoan-dranomasina ny zava-tsarobidinao, ny entam-barotrao,+ ny entana atakalonao,+ ny matiloa sy ny tantsambonao,+ ny mpanentsina an’izay loaka aminao,+ ny mpanakalo ny entam-barotrao, ary ny lehilahy mpiady rehetra eo aminao,+ eny, izay rehetra eo aminao sy eo amin’ireo olona rehetra tafavory ao aminao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara