1 Tantara 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary ny zanakalahin’i Hama dia i Kosy+ sy Mizraima+ sy Pota+ ary Kanana.+ Jeremia 46:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Miakara, ry soavaly ô! Aoka ianareo, ry kalesy, hiriotra mafy toy ny adala! Aoka hivoaka ny lehilahy mahery, dia i Kosy+ sy Pota,+ mpitana ampinga, ary ny Lodima+ izay kalazalahy amin’ny fampiasana tsipìka. Ezekiela 30:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ho lavon-tsabatra+ hiaraka aminy koa i Etiopia,+ Pota,+ Loda, ny hafa firenena rehetra,+ Koba, ary ny mponin’ilay tany voafehin’ny fifanekena.”’ Nahoma 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 I Etiopia sy Ejipta+ no tena heriny, ary tsy nisy fetrany izany. Ary nanampy anao i Pota sy ny Libyanina.+
9 Miakara, ry soavaly ô! Aoka ianareo, ry kalesy, hiriotra mafy toy ny adala! Aoka hivoaka ny lehilahy mahery, dia i Kosy+ sy Pota,+ mpitana ampinga, ary ny Lodima+ izay kalazalahy amin’ny fampiasana tsipìka.
5 Ho lavon-tsabatra+ hiaraka aminy koa i Etiopia,+ Pota,+ Loda, ny hafa firenena rehetra,+ Koba, ary ny mponin’ilay tany voafehin’ny fifanekena.”’
9 I Etiopia sy Ejipta+ no tena heriny, ary tsy nisy fetrany izany. Ary nanampy anao i Pota sy ny Libyanina.+