FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 10:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Lasa nalaza i Solomona noho ny anaran’i Jehovah.+ Ary ren’ny mpanjakavavin’i Sheba+ ny lazany, ka tonga hitsapa azy tamin’ny fanontaniana saro-baliana izy.+

  • 2 Tantara 9:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Nahare ny lazan’i Solomona ny mpanjakavavin’i Sheba,+ ka nankany Jerosalema mba hitsapa azy amin’ny fanontaniana saro-baliana.+ Dia tonga tany izy sy ny mpanotrona maro be, narahin’ny rameva+ nitondra menaka balsama+ sy volamena+ be dia be ary vatosoa.+ Ary nankao amin’i Solomona izy, ka nilaza taminy izay rehetra tao am-pony.+

  • Salamo 72:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ny mpanjakan’i Tarsisy sy ny mpanjakan’ireo nosy,+

      Dia handoa hetra.+

      Ary ny mpanjakan’i Sheba sy ny mpanjakan’i Seba,

      Dia hanolotra fanomezana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara