2 Farany, dia tonga tany Jerosalema izy sy ny mpanotrona maro be,+ narahin’ny rameva+ nitondra menaka balsama+ sy volamena be dia be ary vatosoa. Dia nankao amin’i Solomona izy, ka nilaza taminy izay rehetra tao am-pony.+
6 Handrakotra ny taninao ny andian-drameva izay toa manonjanonja ny fahitana azy mitanjozotra, dia ny ramevalahy tanora avy any amin’ny Midianina sy Efaha.+ Ary ho tonga daholo ny avy any Sheba,+ sady hitondra volamena sy ditin-kazo manitra. Dia hanambara ny fiderana an’i Jehovah izy ireo.+