12 Rehefa naringan’ny razako i Gozana+ sy Harana+ sy Rezefa ary ny zanak’i Edena+ tao Tela-asara,+ angaha nisy nahavonjy an’ireny firenena ireny ny andriamaniny?+
12 Rehefa naringan’ny razako i Gozana+ sy Harana+ sy Rezefa ary ny zanak’i Edena+ tao Tela-asara, angaha nisy nahavonjy+ an’ireny firenena ireny ny andriamaniny?+
5 Hotapahiko ny bara hidim-bavahadin’i Damaskosy,+ ary haringako ny mponina ao Bikata-avena sy ny mpitana ny tehim-panjakana ao Beti-edena. Ary hatao sesitany any Kira ny mponin’i Syria”,+ hoy i Jehovah.’