Estera 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Rehefa fantatr’i Mordekay+ izany rehetra izany,+ dia norovitiny ny akanjony. Ary nitafy lamba gony+ sy nihosin-davenona+ izy, ka nankeo afovoan-tanàna sady niantsoantso mafy tamin’alahelo.+ Jeremia 6:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Aoka ianao hisikina lamba gony+ sy hihosin-davenona,+ ry oloko zanakavavy! Aoka ianao hisaona toy ny fisaonana zanaka lahitokana, ary hidradradradra noho ny alahelo be,+ satria hanafika antsika tampoka ny mpandroba.+
4 Rehefa fantatr’i Mordekay+ izany rehetra izany,+ dia norovitiny ny akanjony. Ary nitafy lamba gony+ sy nihosin-davenona+ izy, ka nankeo afovoan-tanàna sady niantsoantso mafy tamin’alahelo.+
26 Aoka ianao hisikina lamba gony+ sy hihosin-davenona,+ ry oloko zanakavavy! Aoka ianao hisaona toy ny fisaonana zanaka lahitokana, ary hidradradradra noho ny alahelo be,+ satria hanafika antsika tampoka ny mpandroba.+