Isaia 14:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa hoy ianao anakampo: ‘Any an-danitra no hiakarako.+ Ambonin’ny kintan’Andriamanitra+ no hanandratako ny seza fiandrianako,+ ary hipetraka eny amin’ny tendrombohitra fivoriana+ aho, any amin’ny farany avaratra.+ 2 Tesalonianina 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mitsangana ho mpanohitra izy,+ ary manandra-tena ho ambony noho izay rehetra atao hoe “andriamanitra” na izay zavatra ivavahana, mba hipetrahany ao amin’ny tempolin’Ilay Andriamanitra, ka hisehoany an-karihary ho andriamanitra.+
13 Fa hoy ianao anakampo: ‘Any an-danitra no hiakarako.+ Ambonin’ny kintan’Andriamanitra+ no hanandratako ny seza fiandrianako,+ ary hipetraka eny amin’ny tendrombohitra fivoriana+ aho, any amin’ny farany avaratra.+
4 Mitsangana ho mpanohitra izy,+ ary manandra-tena ho ambony noho izay rehetra atao hoe “andriamanitra” na izay zavatra ivavahana, mba hipetrahany ao amin’ny tempolin’Ilay Andriamanitra, ka hisehoany an-karihary ho andriamanitra.+