Deoteronomia 8:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa rehefa mahazo izany rehetra izany ianao, dia tandremo koa sao hanao anakampo hoe: ‘Ny heriko sy ny tanjako manontolo no nahazoako izao harena izao.’+ Ohabolana 23:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Aza mandrera-tena mikatsaka harena,+ ary aza mandany ron-doha amin’izany intsony.+ Zakaria 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nanangana tovon-tany i Tyro, sady nanangona volafotsy maro be toy ny vovoka, sy volamena be dia be toy ny fotaka eny an-dalana.+
17 Koa rehefa mahazo izany rehetra izany ianao, dia tandremo koa sao hanao anakampo hoe: ‘Ny heriko sy ny tanjako manontolo no nahazoako izao harena izao.’+
3 Ary nanangana tovon-tany i Tyro, sady nanangona volafotsy maro be toy ny vovoka, sy volamena be dia be toy ny fotaka eny an-dalana.+