Ohabolana 11:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ho lavo izay matoky ny harenany,+ fa handrobona tahaka ny ravinkazo kosa ny marina.+ Ohabolana 18:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Amin’ny mpanana dia toy ny tanàna voaro mafy ny harenany.+ Heveriny fa manda fiarovana izany.+