Joela 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Misy zavatra iombonanareo amiko angaha moa, ry Tyro sy Sidona+ ary ianareo rehetra faritr’i Filistia?+ Izao ve no mba valisoa omenareo ahy? Koa raha izao no ataonareo amiko, dia hatsingeriko haingana dia haingana ho eo an-dohanareo izany.+ Amosa 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Noho ny nikomian’i Tyro+ intelo, eny, inefatra aza, dia tsy hotsoahako ny didim-pitsarako, satria izy nanolotra ny babo rehetra teo an-tanan’i Edoma, sady tsy nahatsiaro ny fifaneken’ny mpirahalahy.+
4 “Misy zavatra iombonanareo amiko angaha moa, ry Tyro sy Sidona+ ary ianareo rehetra faritr’i Filistia?+ Izao ve no mba valisoa omenareo ahy? Koa raha izao no ataonareo amiko, dia hatsingeriko haingana dia haingana ho eo an-dohanareo izany.+
9 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Noho ny nikomian’i Tyro+ intelo, eny, inefatra aza, dia tsy hotsoahako ny didim-pitsarako, satria izy nanolotra ny babo rehetra teo an-tanan’i Edoma, sady tsy nahatsiaro ny fifaneken’ny mpirahalahy.+