Joela 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 ary ny taranak’i Joda sy Jerosalema dia namidinareo+ tamin’ny zanaky ny Grika,+ mba handefasana azy lavitra ny faritaniny.+
6 ary ny taranak’i Joda sy Jerosalema dia namidinareo+ tamin’ny zanaky ny Grika,+ mba handefasana azy lavitra ny faritaniny.+