Deoteronomia 30:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 dia hampodin’i Jehovah Andriamanitrao ireo olonao babo,+ ary hiantrany+ ianao ka hangoniny avy any amin’ny firenena rehetra nanaparitahan’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Salamo 106:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Vonjeo izahay, ry Jehovah Andriamanitray ô,+Angony avy any amin’ireo firenena izahay+Mba hisaoranay ny anaranao masina,+Ary mba ho faly hidera anao izahay.+ Isaia 11:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary hanangana tsato-kazo famantarana ho an’ireo firenena izy ka hanangona an’ireo Israelita niparitaka.+ Dia hangoniny avy any amin’ny vazan-tany efatra ny mponin’i Joda izay niely.+ Jeremia 30:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Izao no nolazain’i Jehovah: “Hiverina any amin’ireo tranolain’i Jakoba aho, ka hangoniko ireo babo+ ary hiantrako ny tranolainy. Haorina indray eo amin’ilay dongon-tany+ nisy azy ilay tanàna, ary ho eo amin’ny toerana tokony hisy azy ilay tilikambo fonenana.+ Hosea 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hangonina hiray hina ny taranak’i Joda sy ny zanak’Israely,+ ka hanangana mpitondra iray.+ Dia hiakatra hiala amin’ilay tany izy ireo, satria ho andro lehibe ho an’i Jezirela izany.+
3 dia hampodin’i Jehovah Andriamanitrao ireo olonao babo,+ ary hiantrany+ ianao ka hangoniny avy any amin’ny firenena rehetra nanaparitahan’i Jehovah Andriamanitrao anao.+
47 Vonjeo izahay, ry Jehovah Andriamanitray ô,+Angony avy any amin’ireo firenena izahay+Mba hisaoranay ny anaranao masina,+Ary mba ho faly hidera anao izahay.+
12 Ary hanangana tsato-kazo famantarana ho an’ireo firenena izy ka hanangona an’ireo Israelita niparitaka.+ Dia hangoniny avy any amin’ny vazan-tany efatra ny mponin’i Joda izay niely.+
18 Izao no nolazain’i Jehovah: “Hiverina any amin’ireo tranolain’i Jakoba aho, ka hangoniko ireo babo+ ary hiantrako ny tranolainy. Haorina indray eo amin’ilay dongon-tany+ nisy azy ilay tanàna, ary ho eo amin’ny toerana tokony hisy azy ilay tilikambo fonenana.+
11 Hangonina hiray hina ny taranak’i Joda sy ny zanak’Israely,+ ka hanangana mpitondra iray.+ Dia hiakatra hiala amin’ilay tany izy ireo, satria ho andro lehibe ho an’i Jezirela izany.+