36 Dia tsy maintsy ho fantatr’ireo firenena sisa tavela manodidina anareo fa izaho Jehovah no manorina ny efa rava,+ sy mamboly indray eo amin’ny tany lavavolo. Izaho Jehovah no niteny sy nanatanteraka izany.’+
14 Ary hampodiko ny Israely oloko izay babo.+ Dia hanorina ny tanàna rava izy ireo ka honina ao.+ Ary hanao tanimboaloboka izy ka hisotro ny divay avy aminy, sady hanao zaridaina ka hihinana ny vokatra avy aminy.’+