FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 118:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Aleo mialoka amin’i Jehovah+

      Toy izay matoky olombelona.+

  • Salamo 146:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Aza matoky ny olona ambony+

      Na ny zanak’olombelona izay tsy mahavonjy.+

  • Jeremia 17:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Izao no nolazain’i Jehovah: “Voaozona izay olona matoky olona+ sy miantehitra amin’ny sandry nofo,+ ka miala amin’i Jehovah ny fony.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara