FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 51:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Hanokatra an’ireto molotro ireto anie ianao, Jehovah ô,+

      Mba hideran’ny vavako anao!+

  • Ezekiela 3:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Fa hosokafako ny vavanao rehefa miteny aminao aho, ka izao no holazainao amin’izy ireo:+ ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony.’ Aoka hihaino izay te hihaino,+ ary aoka tsy hihaino izay tsy te hihaino, fa taranaka mpikomy izy.+

  • Ezekiela 24:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Hisokatra ny vavanao amin’izany andro izany, mba hiresaka amin’ilay afa-nandositra.+ Dia hiteny ianao ka tsy ho moana intsony,+ ary ho fambara ho an’izy ireo ianao.+ Koa tsy maintsy ho fantatr’izy ireo fa izaho no Jehovah.”+

  • Lioka 21:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 satria izaho hanome anareo vava sy fahendrena izay tsy hain’ny fahavalo rehetra resena na toherina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara