FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 110:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Hampihatra didim-pitsarana any amin’ireo firenena izy,+

      Ka hataony feno faty miampatrampatra any.+

      Hotorotoroiny tokoa ilay lehiben’ny tany be mponina.+

  • Isaia 24:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Amin’izany andro izany dia hotsarain’i Jehovah eny amin’ny avo ny tafiky ny avo, ary hotsarainy eto ambonin’ny tany ny mpanjakan’ny tany.+

  • Zakaria 14:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Hivoaka hiady amin’ireo firenena ireo tokoa i Jehovah,+ toy ny tamin’ny andro nanafihany, dia tamin’ny andro niadiany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara