Nomery 13:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Rehefa niakatra nankany Negeba+ izy ireo, dia tonga tao Hebrona.+ Nonina tao ry Ahimana sy Sesay ary Talmay,+ izay samy terak’i Anàka.+ Fito taona talohan’i Zoana+ any Ejipta no efa voaorina i Hebrona.+ Salamo 78:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nanao zava-mahagaga teo anatrehan’ny razan’izy ireo izy,+Tany Ejipta,+ teo amin’ny sahan’i Zoana.+
22 Rehefa niakatra nankany Negeba+ izy ireo, dia tonga tao Hebrona.+ Nonina tao ry Ahimana sy Sesay ary Talmay,+ izay samy terak’i Anàka.+ Fito taona talohan’i Zoana+ any Ejipta no efa voaorina i Hebrona.+
12 Nanao zava-mahagaga teo anatrehan’ny razan’izy ireo izy,+Tany Ejipta,+ teo amin’ny sahan’i Zoana.+