Jeremia 46:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ry Ejipta zanakavavy+ ô, eny, ianao izay monina eto, amboary ny entanao fa hatao sesitany ianao.+ Higagan’ny olona i Nofa+ ary hodorana ka tsy hisy mponina.+
19 Ry Ejipta zanakavavy+ ô, eny, ianao izay monina eto, amboary ny entanao fa hatao sesitany ianao.+ Higagan’ny olona i Nofa+ ary hodorana ka tsy hisy mponina.+