FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Rehefa mandranitra ny sabatro manjelanjelatra+ aho,

      Ary mandray an-tanana ny fitsarana,+

      Dia izaho no hamaly ny nataon’ireo fahavaloko,+

      Ary hamaly an’ireo mankahala mafy ahy.+

  • Salamo 17:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Mitsangàna, Jehovah ô! Aoka ianao hifanandrina aminy.+

      Ataovy izay hampiankohoka azy, ary aoka hanafaka ahy amin’ny alalan’ny sabatrao ianao, mba tsy ho azon’ny ratsy fanahy aho.+

  • Ezekiela 32:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Fa izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hamely anao ny sabatry ny mpanjakan’i Babylona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara