Isaia 10:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 I Jehovah Tompon’ny tafika, ilay tena Tompo, dia hanapaka an’ireo sampana ka hampidaraboka azy mafy.+ Hokapaina ireo hazo avo, ary hietry ny olona ambony.+
33 I Jehovah Tompon’ny tafika, ilay tena Tompo, dia hanapaka an’ireo sampana ka hampidaraboka azy mafy.+ Hokapaina ireo hazo avo, ary hietry ny olona ambony.+