Fitomaniana 4:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Voasambotra ao amin’ny lavaka be nataon’izy ireo+ ilay fofonain’ny vavoronay,+ izany hoe ilay voahosotr’i Jehovah,+Eny, voasambotra ilay nolazainay hoe: “Eo ambany alokalony+ no hitoeranay eo anivon’ireo firenena.”+ Ezekiela 30:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Ho lavo koa ireo mpomba an’i Ejipta ary hihena ny heriny izay ireharehany.’+ “‘Ho lavon-tsabatra izy ireo any, hatrany Migdola+ ka hatrany Syena’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony. Ezekiela 32:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 “‘Ireo no ho hitan’i Farao ka hionona izy noho ny amin’ny vahoakany rehetra.+ Ho fatin-tsabatra i Farao sy ny tafiny rehetra’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.
20 Voasambotra ao amin’ny lavaka be nataon’izy ireo+ ilay fofonain’ny vavoronay,+ izany hoe ilay voahosotr’i Jehovah,+Eny, voasambotra ilay nolazainay hoe: “Eo ambany alokalony+ no hitoeranay eo anivon’ireo firenena.”+
6 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Ho lavo koa ireo mpomba an’i Ejipta ary hihena ny heriny izay ireharehany.’+ “‘Ho lavon-tsabatra izy ireo any, hatrany Migdola+ ka hatrany Syena’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.
31 “‘Ireo no ho hitan’i Farao ka hionona izy noho ny amin’ny vahoakany rehetra.+ Ho fatin-tsabatra i Farao sy ny tafiny rehetra’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.