10 Tsy hampamirapiratra ny hazavany ny kintana eny amin’ny lanitra sy ireo antokon-kintana Kesila.+ Vao miposaka ny masoandro dia efa maizina, ary tsy hampamirapiratra ny hazavany ny volana.
29 “Aorian’ilay fahoriana amin’izany andro izany avy hatrany, dia ho maizina ny masoandro,+ tsy hanome hazavana ny volana,+ ho latsaka avy any an-danitra ny kintana, ary hohozongozonina ny herin’ny lanitra.+
12 Ary nijery aho rehefa novahany ny tombo-kase fahenina, ary nisy horohoron-tany lehibe. Ary lasa mainty tahaka ny lamba gony+ volom-biby ny masoandro, ary lasa mena tahaka ny ra ny volana manontolo.+