FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 30:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hoentiko any mba handrava an’ilay tany izy sy ny olony miaraka aminy, dia ireo mpitondra jadona eo amin’ireo firenena.+ Hanatsoaka ny sabany hamely an’i Ejipta izy ireo, ka hiampatrampatra eran’ilay tany ny faty.+

  • Habakoka 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa hampirisihiko ny Kaldeanina,+ ilay firenena masiaka sady mivatravatra, izay mitety toerana midadasika amin’ny tany mba hakany fonenana tsy azy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara