Salamo 9:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hody any amin’ny Fasana*+ ny ratsy fanahy,+Sy ny firenena rehetra izay manadino an’Andriamanitra.+ Salamo 55:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ho ringana anie ireny!+Aoka hidina velona ao amin’ny Fasana* ireny,+Fa zava-dratsy no ao am-pony any amin’izay toerana onenany.+
17 Hody any amin’ny Fasana*+ ny ratsy fanahy,+Sy ny firenena rehetra izay manadino an’Andriamanitra.+
15 Ho ringana anie ireny!+Aoka hidina velona ao amin’ny Fasana* ireny,+Fa zava-dratsy no ao am-pony any amin’izay toerana onenany.+