24 “‘Manodidina ny fasany i Elama+ sy ny mponina rehetra ao. Voavono sy lavon-tsabatra daholo ireo, ka nidina tsy mifora any ambanin’ny tany, rehefa avy nampihorohoro tao amin’ny tanin’ny velona. Ho afa-baraka miaraka amin’ireo midina any an-davaka izy ireo.+