-
Ezekiela 32:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Moa ve izy ireo tsy hiara-mivalampatra amin’ny mahery,+ izay lavo teo anivon’ireo tsy mifora? Nidina tany amin’ny Fasana* niaraka tamin’ny fitaovam-piadiany ireny. Hataon’izy ireo eo ambany lohany ny sabany, fa ho eo ambony taolany kosa ny fahadisoany.+ Nampihorohoro tao amin’ny tanin’ny velona mantsy ireo mahery.+
-