-
Ezekiela 36:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Koa henoy ny tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony, ry tendrombohitr’i Israely+ ô! Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony amin’ny tendrombohitra sy ny havoana sy ny renirano sy ny lohasaha sy ny toerana rava tsy misy mponina+ ary ny tanàna aolo, izay norobaina sy nesoin’ireo firenena sisa tavela manodidina anareo,+
-