Zefania 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tsy hanao ny tsy marina+ ny sisa amin’ny Israely+ sady tsy handainga+ ary tsy hisy fitaka eo am-bavany.+ Hihinana izy ireo, hitsotsotra,+ ary tsy hisy hampangovitra azy.”+
13 Tsy hanao ny tsy marina+ ny sisa amin’ny Israely+ sady tsy handainga+ ary tsy hisy fitaka eo am-bavany.+ Hihinana izy ireo, hitsotsotra,+ ary tsy hisy hampangovitra azy.”+