FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Zakaria 11:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Mamono azy+ ny mpividy, nefa tsy hatao ho helony izany.+ Ary hoy ireo mivarotra+ azy: “Hisaorana anie i Jehovah, fa ho mpanankarena aho!”+ Ary tsy miantra azy ny mpiandry azy.’+

  • Zakaria 11:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Fa hanendry mpiandry ondry eto amin’ity tany ity aho.+ Tsy hiraharaha an’ireo ondry haringana izy,+ na hitady ny zanak’ondry, na hanasitrana an’izay tapaka.+ Tsy homeny sakafo izay mbola mahatsangana, hohaniny ny nofon’izay matavy,+ ary hendahany ny kitron’ondry.+

  • Lioka 13:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Tezitra anefa ny mpitantana ilay synagoga noho i Jesosy nanasitrana tamin’ny sabata, ka hoy izy tamin’ny vahoaka: “Enina andro no natao hiasana,+ ka amin’ireo andro ireo ianareo no tokony ho tonga hositranina, fa tsy amin’ny andro sabata.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara